Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Marsa, 2009

Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Marsa, 2009

Myanmar: Fanesorana ny vola nivoaka tamin’ny 1987

Mampatsiahy mahakasika ny fisintonana ilay vola voasolo vaovao toy ny tamin’ny 1987 ny mpamaham-bolongan Niknayman, izany no antony nahatonga ny fiandohan’ny hetsiketsika fitokonana tamin’ny taona 1988 taty aoriana.