Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Novambra, 2020
Namoaka fitaovana ahafahan'ny mpifidy mampitaha ny programan'ny antoko mpifaninana momba ny zon'olombelona ny ONG ao Myanmar
"Ny hanome ny mpifidy fampahalalana feno momba ny fampanantenan'ny antoko politika ny zon'olombelona - na ny tsy fisian'ny fampanantenany - no tanjonay mba hahafahan'ny mpifidy mandray fanapahan-kevitra feno avy amin'ny torohevitra."