Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Desambra, 2022
Loza mitatao no miandry ny mpanao gazety Myanmar isaky ny mihetsika
"Maro amin'ireo mpanao gazety no niafina na nandositra tany ivelany tsy nisy tohana ara-dalàna na ara-bola ary ireo famoaham-baovao mpomba ny miaramila ihany no afaka miasa an-karihary eto amin'ny firenena ankehitriny."