Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Janoary, 2018
Myanmar: Firariantsoa Amin'ny Tsingerintaonan'i Daw Aung San Suu Kyi
Maro ireo bilaogera tao Myanmar no nankalaza sy nandefa firariantsoa ho an'ny mpitarika ny antoko mpanohitra Birmana, Daw Aung San Suu Kyi izay nankalaza ny faha 62 taonany tamin'ny 19 Jona. (Nivoaka tamin'ny 20 Jona 2007 ny lahatsoratra teny anglisy)