Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jona, 2013

Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Jona, 2013

Hatezerana Naterak'Ilay Fanafihana Nihatra Tamin'Ireo Mpifindra Monina Tao Malezia

Toa mihanaka manerana ireo firenena rahavavy ilay herisetra ara-poko tao Myanmar. Misy amin'ireo Bodista Myanmar izay nifindra monina tao Malezia no voatafika tao anatin'izay herinandro maromaro lasa izay, heverin'ny olona maro fa mifandraika amin'ilay disadisa ara-poko sy ara-pivavahana misy ao Myanmar izany. Nahatezitra ny mponina maro ny fihetsiky ny governemanta...