Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Aogositra, 2012
Sary Manan-tantara Ho Fankalazana Ny Fikomiana Tao Myanmar 1988
Manamarika ny faha 24 taona nitsingerenan'ny fikomiana goavana teo amin'ny tantara politikan'i Myanmar ny datin'ny 8 Aogositra 2012, – ny Fihetsiketsehan'ny mpanohana ny demokrasia 1988. Na dia nankalaza izany tao anatin'ny...
Ny Rafitr'Anaran-Tokana Ao Myanmar
Raha misy olom-pirenena Myanmar milaza fa tsy manana anaram-pianakaviana izy, manontany foana matetika ny vahiny hoe nahoana. Angamba iray amin'ireo firenena vitsy manerantany na farafahakeliny 90 isan-jaton'ny mponina ao Myanmar no...