Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Jolay, 2020
Very asa, tsy manan-tsafidy: Mpiasa mpifindramonina Myanmar tavela tao Thailandy nandritra ny COVID-19

"Hatramin'ny nikatonan'ny toeram-piasako, tsy manambola tavela intsony aho, tsy haiko hoe aiza aho no hahita asa. Miaina ao amin'ny tobim-panorenana miaraka amin'ny zanakolahy efa-taona aho.."