Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Jolay, 2019
Boky vao navoaka, manolotra ireo endrika zara raha nanaovana fikarohana momba ny tetezamita politika sy ny fampahalalam-baovao ao Myanmar
"Nefa araka ny voamarik'ireo maro nandray anjara, na nisokatra aza ny habaky ny fanehoankevitra, tsy nihena ny fampitahorana atao amin'ireo mpanao gazety sy mpikatroka."
Fiainana any Panghsang, tetezan-tany Shinoa any amin'ny faritr'i Wa any Myanmar
Na dia eo aza ny toerany misy azy anaty sisintanin'i Myanmar dia mety hihevitra ianao fa any Shina rehefa mandehandeha mitsangatsangana manodidina ny tanàna .
#MeToo ao Birmania : Fanadihadiana roa mamboraka ny fiantraikan'ny hetsika fanomezam-pitenenana ny vehivavy
Mba handrosoan'ny zon'ny vehivavy, tsy maintsy iadiana ireo fomba fisaina tompomenakely toy ny « hpon », fotokevitra mametraka ny lehilahy ho ambony noho ny vehivavy.
Mitambatra hanohitra ny fanilikilihana anti-LGBTQ+ i Myanmar taorian'ny fahafatesan'ilay tanora pelaka, mpiandraikitra tranomboky iray
Fifohazana masiaka manoloana ny fihoarana iaretan'ny vondrom-piarahamonina LGBTQ + any Myanmar ny fahafatesan'i Kyaw Zin Win. Saingy naneho fotoana tsy fahita firy mba hitambarana sy hiresahana momba ny fanamafisana ny fanentanana ho fiarovana ny zon'olombelona ho an'ny LGBTQ+ tsirairay ny fanohanan'ny vahoaka sy ny firaisankina tsy nampoizina taorian'ny nahafatesany.