Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Jona, 2019
Nosakanan'i Myanmar ny aterineto ao amin'ny faritra miady ao amin'ny fanjakana Rakhine sy Chin
Nosakanan'ny governemantan'i Myanmar nandritra ny fe-potoana tsy voafaritra ny aterineto tany amin'ireo faritra sasany ao amin'ny fanjakan'i Rakhine sy Chin.
Any Myanmar, manolotra raozy fotsy ho an'ny Miozolomana mandritra ny Ramadany ny Bodista
"Tsy misy toerana ho an'ny fivavahana mahery fihetsika eto amin'ny firenentsika."