Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Aogositra, 2019

Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Aogositra, 2019

Fahatsiarovana ny fitroarana ho amin'ny demokrasia tamin'ny taona 1988 tany Myanmar

"Nilaza ny gazetin'ny governemanta fa 300 no maty saingy nanombana ny loharanom-baovao tsy miankina fa impolo avo heny noho izany ny tena tarehimarika marina."