Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Oktobra, 2017
Fanehoan-kevitra Momba Ny Lahatsary Nisy Mariazin'ny “Mpanjaka” Birmana
Navoaka antserasera tamin'ny herinandro lasa ny horonantsary iray avy amin'ny lahatsary tafaporitsaka momba ny fampakaram-badin'ny zanaka vavin'ny Jeneraly Than Shwe , mpitondra miaramila ao Myanmar (Birmania) . Tohina tamin'ny fampisehoana ny fandanian-karena mihoapapana ireo olona nahita ilay horonantsary .