Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Janoary, 2013
Diaben'ny Fandriampahalemana: ‘Atsaharo Ny Herisetra any Myanmar Avaratra’
Misy dialavan'ny fandriampahalemana nomanina tao Myanmar hiantsoana ny fampitsaharana ny ady eo amin'ny tafi-panjakana sy ny tafika mpioko Kachin. Niteraka fifindra-toeran'olona mihoatra ny 90.000 ity gindragindra nanomboka indray ity.
Myanmar: Taom-Pihetsiketseha-Panoherana ny 2012
Ny fandresen'i [mg] Aung San Suu Kyi tamin'ny fifidianana, ny tatitra fanenjehana ny Rohingya ary ny fitsidihana ara-pomba ofisialy nataon'ny filoha Barack Obama no hotsaroan'ny fiarahamonina iraisampirenena momba an'i Myanmar tamin'ny 2012....