Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2012

Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Avrily, 2012

Fifidianana Tany Myanmar Tantaraina Tafahoatra?

Nifaly izao tontolo izao nahare ny valim-pifidianana (ampahany) ofisialy farany teo tany Myanmar nahitana ny fandresen'ilay olo-malazan'ny demokrasia Aung San Suu Kyi sy ny antokony National League for Democracy. Saingy raha henoina ny filazan'ny mpiserasera sy ny mpanara-maso politika sasany, tokony tonena ihany ny tsinjatsinjaka tamin'ny fandresen'ny NLD satria mbola...

Myanmar: Eritreritra Momba Ny Voka-pifidianana

Nanao ny fankalazàna teny an-dàlambe ny mpifidy raha naneho ny fankasitrahany ny vokatry ny fifidianana tao amin'ny facebook kosa ireo mpampiasa aterineto izay hita fa tena fandresena goavana sahady ho an'ny antoko mpanohitra. Nampiseho ny vokatra [my]  fa 43 tamin'ireo toeran'ny parlemanta miisa 45 no lasan'ny mpanohitra National League for Democracy...