· Oktobra, 2007

Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Oktobra, 2007

Myanmar : Ny Aterineto sy ireo Mpanokantena

  29 Oktobra 2007

Ny blaogy Sacred Media Cow dia manazava fa ny figejan'ny fitondrana jadona ara-miaramila ny Aterineto dia mety ho nanampy tsy an-pidiny ireo Mpanokantena Birmana : « The little fragments of...

Myanmar : Miverina miandalana ny aterineto

  08 Oktobra 2007

Miverina mandeha miandalana ny aterineto any Myanmar araky ny nambaran'i Nyein Chan Yar tao amin'ny blaoginy [Anglisy sy Birmana], mandritra ny 6 ora amin'ny alina. Na dia izany aza, ireo...

Mianomara, Fijery avy ao Anatiny

  04 Oktobra 2007

 Ny tranokala Birmana Underground [anglisy] dia namoaka tantaran'olona anankiray monina any Birmania, manoritra ny zava-nitranga tany hatramin'ny fiatoan'ny fifandraisana amin'ny aterineto. Manazava ny raki-tsary nandeha tamin'ny CNN androany 3 oktobra kosa i Yangon Thu...

Korea: Myanmar sy Korea

  01 Oktobra 2007

Inona no eritreretin’ny Koreana amin’ny toe-draharaha any Myanmar ? Mahaliana fa hitan’ny mpibilaogy ho mifandraika amin’ny tantaran’i Korea ny zavamisy any ary tahaka ny mifamatotra amin-dry zareo ilay firenena..Mampahatsiahy an’ireo mpibilaogy...