Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Novambra, 2017
Myanmar : Nandany Ny Androm-piainany Tamin'ny Fanangonana Kapilanà Gramôfôna I Maung Maung
Nanangona kapilanà gramôfôna maherin'ny 100.000 nandritra ny enimpolo taona ilay mpitandro filaminana misotro ronono, mpampianatra ary mpisolovava.
‘Fetiben'ny Hazavana’ Tao Taunggyi Ao Myanmar, Ankalazaina Amin'ny Fandefasana Balaonina Misy labozia Mirehitra
Topazo maso ireo sarin'ilay fombandrazana malaza -- ary indraindray mampidi-doza.