Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Jona, 2011
Myanmar: Baomba nipoaka tany amin'ny tanàna telo
Baomba telo no nahazo ny tanàna telo lehibe tany Myanmar androany. Tsy nisy ny naratra araka ny tatitra. Nadikan'ny mpanoratra ato amin'ny Global Voices Tan ny tatitra vitsivitsy amin'ny teny Birmana izay manome ny vaovao voalohany momba ny fahapotehana naterany