Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Avrily, 2021
Mivantana amin'ny 22 Avrily—Myanmar: Fanonganam-panjakana sy tsy fankatoavam-bahoaka
Tsy misy vola aloa ny fotoana ary misokatra ho an'ny rehetra ary halefa aterineto mivantana ao amin'ny Facebook Live, YouTube ary Twitch.
Manangan-drantsan-tànana telo ireo artista ho fanohanana ireo mpanao fihetsiketsehana ao Myanmar
"Rehefa mahita olona isika, ary manangan-drantsan-tànana telo, dia fantatsika fa mbola velona ny hetsika. Mbola misy ny fanantenana."