Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2015

Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Avrily, 2015

Mizara Ny Fandaharan'asam-pandrosoana Ao Amin'ny Facebook Ny Mponina Ambanivohitr'i Myanmar

"fitaovana mana-danja ny tetikasa "Village Book" satria mampiseho izay tena filàn'ny fiarahamonina fa tsy hoe izay heverinay fa ilain'izy ireo.”