Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Oktobra, 2015

Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Oktobra, 2015

Mpikatroka ao Myanmar Migadra 5 Taona An-tranomaizina Noho Ny Famazivaziana Ao Amin'ny Facebook Ny Fanamian'ny Tafika

Nampitaha ny fanamiana vaovaon'ny tafika amin'ny fitafy nentim-paharazana fanaon'ny lehiben'ny mpanohitra sady mendrika tamin'ny Nobel Aung San Suu Kyi ny lahatsoratra Facebook.