Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Oktobra, 2016
Mahatonga Ny Zazavavy Ho Marefo Manoloana Ny Fanararaotana Ny Lalàna Sy Ny Toe-tsain'ny Fiarahamonina Ao Myanmar
Manasongadina ny tsy fisian'ny fiarovana avy amin'ny governemanta manoloana ireo lasibatry ny herisetra atao amin'ny vehivavy ao Myanmar ny fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Tovovavy tao amin'ny tobin'ny mpitsoa-ponenana anatiny ao amin'ny fanjakana Kachin, Myanmar.