Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Febroary, 2019
Bilaogera Birmana voaheloka higadra roapolo taona sy enimbolana an-tranomaizina

Nanameloka an'i Nay Phone Latt higadra roapolo taona sy enim-bolana an-tranomaizina ilay mpitsara Daw Soe noho ny fananana lahatsary voarara sy ny fananana bilaogy hanehoana ny ahiahiny mikasika ny zava-tsarotra tsy mitsaha-mitombo atrehin'ny vahoaka Birmana amin'ny fanehoana ny heviny hatramin'ny fihetsiketsehana ny taona (2007) .