Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Desambra, 2018

Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Desambra, 2018

Ny Herinandron-tahotr'i Myanmar

Te hampatsiahy ny olona i Moe Moe fa herinandro lehibe eo amin'ny tantaran'i Myanmar ity herinandro ity.

Myanmar: Ny Antony Ankahalako ny SLORC

Mangataka ny tafika mitondra ankehitriny ao Myanmar handeha any amin'ny helo i Nyein Chan Yar.

Indonezia: Fankahalàna Anaty Aterineto

Tsy dia tsara loatra ny fifandraisan'i Indonezia sy i Malaizia tato ho ato noho ny samy filazan'ny roa tonta ho tompon'ireo rakitry ny ela ara-kolontsaina zarainy. Manoratra mikasika ilay fifandirana anaty tambajotra eo amin'ireo mpampiasa aterineto avy amin'ireo firenena roa ireo i Carla.