Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Septambra, 2016
Misarika ny Saina Manoloana Ny Manjò Ireo Ankizy sy Tovovavy Miasa Ao Myanmar Ny Mpanakanto
"Manjary zava-dehibe kokoa ho an'ny olona ny zavakanto satria ahafahan'izy ireo mahita sy mahatsapa ny zava-misy, ary mandrisika azy ireo mba hitondra fanovana eo amin'ny fiaraha-monina.."