· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Novambra, 2018

Myanmar(Birmania) : Nandresy tamin’ny fifidianana ny antoko tohanan’ny miaramila

Nokarakaraina tao Myanmar ny fifidianana voalohany 20 taona taty aoriana ary araka ny efa nampoizina dia ny antokon’ny fiaraha-mientana sy ny firaisankina (USDP) izay notohanan’ny miaramila mpanongam-panjakana no nandresy tamin’ny nahazoany ny 80 isan-jaton’ny toerana tao amin’ny parlemanta. Saingy nilaza ireo mpanohitra fa nisy hosoka ity valim-pifidianana ity.

09 Novambra 2018