Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Mey, 2016
Fotoana Izao Hanoherana Ny Kabarim-pankahalana Antserasera Ao Myanmar

Nanangana pejy Facebook natokana hiadiana amin'ny fitomboan'ny tranga kabarim-pankahalana ao Myanmar ny mpikatroka. Fantaro ny “Tetikasa Tsy Mila Kabarim-pankahalana.”
Tian'i Myanmar Mba Hatsahatr'izao Tontolo Izao Ny Fampiasàna Ny Teny Hoe Rohingya Hanondroana Ireo Vondrom-poko Enjehana
"Aleo tsy ny resaka fiantsoana no ifandaharana, fa fifanakalozankevitra eo amin'ireo Bodista maro an'isa sy ireo Miozolmana vitsy an'isa no hatomboka, ary hikatsaka vahaolana iray maharitra, ."
Asehon'Ireto Sary Ireto Ny Fanimban'ny Fako Ny Vakoka Malaza Ao Myanmar
Raha manome ohatra ianao amin'ny fitandremana hoe aiza no arianao ny fakonao, dia afaka mampakatra ny fenitry ny firenentsika.
Ahoana Ny Fiantraikan'ny El Niño Tamin'ireo Faritra Maina ao Myanmar
"Maina ny farihy ao akaikin'ny tanànanay roa volana lasa izay. Afaka nampiasa rano hatramin'ny volana Martsa izahay tamin'ny taona lasa, tsy tahaka ny tamin'ity taona ity."
Herinandro Maromaro Mahamay, Nanao Ahoana i Myanmar Tratran'ny Tadion'Havandra Ratsy Indrindra Indray Tao Anatin'ny 50 Taona?
Rivomahery no nandona an'i Mandalay, Sagaing ary ny fanjakan'i Shan sy Chin, raha havandra mitovy habe amin'ny baolina golf no nirotsaka tamin'ireo faritra ireo.