Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Janoary, 2015
Fanoherana Tetikasa Shinoa Fitrandrahana Varahina Nahafatesana Iray sy Naharatràna Maro Tao Myanmar
Namoy ny ainy ilay ramatoa 56 taona mpamboly tamin'ny fifandonana nandritra ny fihetsiketseham-panoherana ny tetikasa fitrandrahana mampifanditra tao Myanmar, voalaza fa maty voatifitry ny polisy izy.