Tantara mikasika ny Myanmar (Birmania) tamin'ny Jolay, 2014
Birmana Mpanoratra Gazety Voasazy Folo Taona Sy Asa an-Terivozona Fa Nilaza Ny Fisian'ny Orinasa Mpanao Fitaovam-Piadiana Shimika
Birmana mpanoratra gazety efatra sy ny Filoha Tale Jeneralin'ny Unity Journal no nohelohina folo taona an-tranomaizina miampy asa an-terivozona noho ny nilazan-dry zareo ny fisian'ny orinasa fanamboarana fitaovam-piadiana shimika ao Myanmar.
Korontana Teo Amin'ireo Bodista Sy Miozolmana Tany Mandalay Myanmar Namoizana Aina 2 Sy Naharatràna Maro. Iza No Homena Tsiny?
Ora vitsy nialoha ny nipoahan'ny korontana, ny Fikambanana'ireo Bodista Tanora dia nampitandrina ny mponina momba ny fisianà tetika handranitana herisetra any aminà tanàna samihafa