Tantara mikasika ny Hong Kong (Shina) tamin'ny Mey, 2024
Fisamborana voalohany nataon'ny fiarovana anatiny tao Hong Kong, nikendrena an'i Chow Hang-tung, ilay vehivavy mpikatroka ao Tiananmen, sy ireo mpanara-dia azy
Mialoha ny fankalazana ny faha-35 taonan'ny 4 Jona, nambaran'ny pôlisy ao Hong Kong fa nampiasaina tanaty ranty anaty Facebook ny "daty iray saropady" mba handranitana fankahalàna ny governemanta foibe sy ny ao Hong Kong
Nosakanan'ny Google ao Hong Kong tsy ho azo idirana ny hiran-tolona prô-demôkrasia noho ny didim-pitsarana
Ho fanampin'ny fanakanana [hira] 32 ao amin'ny YouTube, dia tsy ho hitan'ny mpiserasera any Hong Kong intsony rohy mankany amin'ireo rakikira ao amin'ny Google Search.
Nankatoavin'ny fitsarana ambony ny volavolan-kevitry ny governemanta handràra ny hiram-pihetsiketsehana ‘Voninahitra ho an'i Hong Kong’
Nilaza ireo mpitsara fa vonona ny hanaiky ny fangatahan'ny governemanta ny sehatra aterineto raha misy didim-pitsarana.
Zavamisy folo navoakan'ny Reporters Sans Frontières momba ny famoretana ny fampitam-baovao ao Hong Kong
Ho fahatsiarovana ny Andron'ny Fahalalahan-Gazety Manerantany, andeha hojerentsika ireo zava-misy 10 navoakan'ny Reporters Sans Frontières momba ny tontolon'ny fampitam-baovao iharan'ny famoretana ao Hong Kong, miampy odidina ao an-toerana.
Nidina ambany be ny laharana misy an'i Hong Kong ao anatin'ny fampilaharana ny fahalalahan'ny asa fanaovana gazety erantany, fihemorana “tsy mbola nisy tahàka azy” hoy ny mpanaramaso
Faha-135 amin'ireo faritany sy firenena 180 no misy an'i Hong Kong ao anatin'ny fampilaharana 2024 avy amin'ny RSF momba ny asa fanaovana gazety. Raha +5 ny toeran'ilay tanàna, nidina teboka -1,8 ny isa azony raha ny tena marina