Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Aogositra, 2011
Madagasikara : Izay tsy hataon'ny vehivavy bevohoka
Amin'ny lahatsoratra mahaliana iray mikasika ny « Fady » amin'ny fiainana nentim-paharazana malagasy no iresadresahan'ilay mpamaham-bolongana malagasy Ariniaina ny « fady » amin'ny vehivavy bevohoka, tahaka ny “Tsy mitondra trondro anaty harona na miloloha...
Bangladesh : Teratany Sa Tsy Teratany, Izany No Fanontaniana
Volana vitsivitsy izay, olona teratany Bangladeshi maro no nidina an-dalambe hanao fihaonana, rojon'olonmbelona sy fifamoriana, mitaky ny fankatoavan'ny lalàmpanorenana ny mponina any amin'izy ireo. Manambara ny heviny koa ireo Bilaogera momba ity raharaha ity.
Global Voices Amin'ny Teny Aymara: Mitahiry ny Tenin-janatany Ao Anaty Aterineto
Iray amin'ireo vohikala vaovaon'ny Global Voices Lingua no sady voalohany amin'ny tenin-janatany, ny Aymara. Ampiasain'ireo vahoaka mihoatra ny 2 tapitrisa manerana ny Andes, indrindra any Bolivia sy Pero ity tenin-janatany ity, izay anisan'ireo teny ofisialy.