Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Oktobra, 2016

Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Oktobra, 2016

29 Oktobra 2016

Vehivavy Zanatany Hitantana An'i Meksika

Manendry vehivavy zanatany hifaninana amin'ny fifidianana filoham-pirenena amin'ny 2018 ny hery farany havia mpisandoka ao Meksika. Mandritra izay fotoana izay dia voatery hiala amin'ny toerany ireo vehivavy ao Chiapas noho ny resaka fananahana.

28 Oktobra 2016

Manaiky ny Lasa, Ny Ankehitriny, Ary Ny Hoavin'ny Zanatany Amerikana Ny Tanàna Iray Ao Etazonia

“Ny mpandresy no nanoratra ny tantara tamin'ny fomba fijeriny, saingy raha ny momba antsika kosa dia ny mpambabo no nanao izany" hoy izy. "Tsy miasa amintsika ny fomba fijerin'ny fanjanahantany ny tantarantsika. Diso izy ireny.”

27 Oktobra 2016

Madagasikara: Tsy Mbola Tara Izao Hianarana Aterineto

Nizara ny traikefany momba ny fanabeazana ireo zokiolona amin'ny Aterineto i Rijaniaina ,bilaogera monina eto Madagasikara, mpamolavola tetikasa sy fampiasa amin'ny solosaina izay maniry ny hanetsika izao tontolo izao avy amin'ny bilaoginy gasikara.mondoblog.org . Raisiko indray ny penina mba hanoratako ilay lahatsoratra izay manana endrika fampianaran-tena amin'ny solosaina "ho an'ireo...

Mitsipaka Ny ‘Tsia’ Ny Vondrom-piarahamonina Indizeny, Ny Mpianatra Ary Ny Afrikanina ao Kolombia

Nidina tao an-dalamben'ny renivohitra ireo vondrom-piarahamonina avy amin'ny faritra voakasiky ny ady mitam-piadiana mafy dia mafy tao Kolombia hanohitra ny voka-pifidianana tamin'ny fitsapa-kevibahoaka ary manohana ny fifanaraham-pihavanana.

16 Oktobra 2016

Vohitra Tiorka Miaro Ny Tenim-borona” Ao Anaty Tontolon'ny Telefaona Finday

''Ny tanjonay dia ny hampiroborobo ny tenim-borona ato amin'ny firenenay sy manerana izao tontolo izao.''