Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Marsa, 2008
Japana: Nialàn'ny Nissan i Richard Gere
Niteraka fanehoan-kevitra an-jatony tao amin'ny dinika (forums)[ja] sy setriny avy amin'ny mpamaham-bolongana ny tati-baovao iray [ja] (fehiny amin'ny teny anglisy) izay nahafantarana fa nofoanan'ny Nissan ny fifanarahana tamin'i Richard Gere...
Shina : Gidragidra manerana ny lalamben’i Lhasa
Na dia efa andro vitsivitsy lasa aza ity lahatsoratra ity no nivoaka tamin’ny teny anglisy ataoko fa tsy very akory ny hasina mahavaovao azy indrindra amin’ny teny malagasy noho ny...
Tsy misy tanàna ho an'ny Aborigènes
Banai sy ny vadiny eo anoloan'ny tranon'izy ireo Ny adihevitra ho an'izay ho filoham-pirenena voalohany nokarakarain'ny Peopo, plateforme mpampahalala vaovao avy amin'ny olon-tsotra dia natao ny 24 febroary. Roa no...
Taiwan: Tsy misy tanàna ho an’ny Aborigènes antitra
Ny adihevitra ho an’izay ho filoham-pirenena voalohany nokarakarain’ny Peopo, plateforme mpampahalala vaovao avy amin’ny olon-tsotra dia natao ny 24 febroary. Roa no nirotsaka hofidiana ho filoham-pirenana ary namaly ny fanontaniana...