Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Febroary, 2017
Ahiana Horoahina Amin'ny Taniny Ireo Vazimba Teratany Ao Dourados, Mato Grosso do Sul
Ny faritra arovana indizeny Dourados, 3 475 hekitara dia fantatra hoy iray amin'ireo famantarana ny herisetra sy ny fahabetsahan'ny mponina ambony indrindra ao amin'ny tany indizeny.
Mandrakitra Ny “Boky Nomerika” Amin'ny Teny Pisbi Ao El Salvador
Nandray anjara tamin'ny fandraketana am-peo ny famoronana ny "boky kely " nomerika tamin'ny teny Pisbi izay tafiditra ao anatin'ny tetikasa famelomana indray ny tenin'izy ireo ny mpikambana ao amin'ny Mponina Teratany Kakawira ao El Salvador.
Miaraka Mamorona Sary Mahatsikaiky Ao Amin'ny Fianakaviana Mba ho Fanohanana ny Teny Karuk (Ary Mampianatra Izany Amin'ny Zanaka Lahy)
Namorona sary mahatsikaiky amin'ny teny Karuk ho an'ny Fanambin'ny sary mahatsikaiky amin'ny tenin-dreny i Susan Gehr niaraka tamin'ny fanampian'ny zanany lahy.
Dokambarotry ny Fety Aostraliana Mampiroborobo Ny Fahasamihafana Niteraka Adihevitra Ankatoky ny Fetim-pirenena
"Raha tsy mino ianao hoe ahoana no fahatsapana momba ny dokambarotra, maninona raha manontany olona teratany mikasika ny fahatsapany izany. Ary raha tsy mahalala olona teratany ianao, ...eny.."
Tantara Velon'ny Fiteny Manampy Amin'ny Famoronana Sary Maroloko Maneho ny Fahasamihafàn'ny Fiteny Any Aostralia
"Ny zavatra tsara indrindra azoko atao dia ny asa ho an'ny Teny. Iza no te-hivoaka ary hanao zavatra hafa, rehefa afaka mamonjy ny teninay aho?"