Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Septambra, 2010
Ny sisintany tsy hita maso eo anelanelan'i Ekoatora sy Kolombia
Olana maha-be resaka indray izao ny sisintany eo amin'i Ekoatora sy Kolombia. Ny firenena roa tonta dia manana sisintany mahatratra 586 km (tokotokony ho 365 miles) ary miaraka amin'izay koa ny tantaran'ny fifandirana, ny fifanamelohana avy amin'ny andaniny na ny ankilany sy ny tatitra momba ny fifandonana ara-tafika ary ny...
Ireo olona teratany sy ireo toeram-pitrandrahana any Kanada
Ny vondrom-piarahamonina vazimba teratany any Amerika Avaratra dia mizara olana maro mitovy amin'ireo olom-pirenena any amin'ny tontolo an-dàlam-pivoarana. Misy mandrakariva ny fahantràna na dia manan-karena foana aza ireo tanin-dry zareo amin'ny harena an-kibon'ny tany. Mitatitra ny fifandirana farany momba ny harena ara-kibon'ny tany ireo mpitoraka blaogy
Etazonia: Naverina nodinihana indray ny fanambarana mikasika ny zon'ny vazimba
Niverina nandinika indray ny governemanta Amerikana ary mangataka ny fandraisan'anjaran'ny vahoaka mikasika ny Fanambaran'ny Firenena Mikambana mikasika ny Vahoaka Vazimba taorian'ny nandavany izany tamin'ny taona 2007.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...