· Jona, 2008

Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Jona, 2008

Irak : Mainty – Lokon'ny hirifiry

  16 Jona 2008

Efa zatra mitondra fitafiana mainty ny vehivavy Irakianina amin'izao – lokon'ny alahelo sy fisaonana hoy ny voalazan'ny Inside Iraq. Misy ihany nefa eny anivon'ny haizina eny vehivavy milaza fa manao fitafiana volon-tany, maitso na mavokely mihitsy aza ! Araka ny voalazan'i Correpsondent Jenan dia : Black is the favorite color...

Brezila: Fahasarotana hamoaka ny hafatra lalina

“Mahaliana tsy araka ny nanampoizana azy ny mamaky tantara iray amin'ny fomba fijery samihafa. Ataoko fa izay indrindra no nitranga tamin'ny herinandro teo raha nitokona teo anoloan'ny tranolehiben'ny dams manamorona ny reniranon'i Xingu amin'ny lemaky Amazona iny ny Amerindiana”. Topimason'i Lou Gold tamin'ny fampahalalam-baovao lehibe ka nanaovany fampitahana izay nolazain'izy...