Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jona, 2021

Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Jona, 2021

Lisitra nandaharana sarimihetsika maitso: Sarimihetsika fohy aziatika miresaka tontolo iainana

Asongadin'ireo sarimihetsika ireo ny tolon'ireo vondrompiarahamonina isankarazany hiarovana ny tanin-dry zareo, ny tontolo iainany ary ny lovany ara-kolontsaina.

Asehon'ny zavakanto an-dalambe ny hiakiaka avy amin'ny vahoaka kolombiana leo herisetra, kolikoly ary fahantrana

Voalokon'ny hafatra fahatezerana, fanantenana ary alahelo ireo manoloana ny tranobe, fivarotana ary andrim-panjakana maro

Ny ezaka ataon'ny mpikatroka hametrahana ny fiteniny Dagbani ho ao anaty sarintany nomerika

"Ny fanehoana fiteny maro an-tserasera no fomba iray ahazoana antoka fa voafehy sy voatahiry tsara ny fomba samihafa rehetra hahitan'ny olona samihafa an'izao tontolo izao."

Naato ny tetikasa iray nomena alàlana hanao fitrandrahana ao amin'ilay Ala Ebo manankarena biolôjika ao Kamerona, saingy mbola marefo ihany ilay faritra

« Ao, manana hazo ianao, babakoto sy rajako - milevina any ny ray aman-dreninay. Manana ny toerana masina ho anay izahay... », hoy ny tarainan'ny mpitarika iray ao an-toerana.

Ireo tantara sangany tato amin'ny Global Voices niresahana ny fahamaroam-piainana, raha eo am-pankalazàna ny Andro Erantany ho an'ny Tontolo Iainana izao ny planeta

Fantina amin'ireo tantara tsara indrindra vao haingana tato amin'ny Global Voices manasongadina ny lanja mavesatry ny fahamaroam-piainana sy ireo fanamby ary zavabita marobe vita mifandraika amin'ireny ezaka ireny nanerana izao tontolo izao.