Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Desambra, 2010
India: Andro iray ahafahan'ireo vehivavy milalao sy mandihy
India Unheard dia mampiseho antsika fankalazàna roa samihafa avy amin'ny faritra samihafa manerana ny firenena izay ahafahan'ireo vehivavy manambady avy amina vondrom-piarahamonina ara-poko, mandritra ny iray andro monja, mifaly havanja sy mandihy imasom-bahoaka tsy misy sakantsakana.