Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Avrily, 2022
Shagz Chronicles: Ilay rakipeo Keniana izay maniry anao ho tia ny fiteny sy kolontsaina Kikuyu
Mitohy ho fanamby lehibe iray ny fandikàna ny fiteny Kikuyu. Maniry ny Shagz Chronicles mba hatao fenitra eo amin'ny fiainana andavanandro ny Kikuyu am-bava sy an-tsoratra, na amin'ny aterineto izany na any ivelany.
Ny lova navelan'ny mpiteny Yaghan farany ao Shily
Fahavoazana ho an'ny vondrom-piarahamonina teratany Yaghan ny fahafatesan'i Cristina Calderón, saingy namela boky maro momba ny fiteniny sy ny kolontsainy ho an'ireo taranaka Yaghan ho avy izy.
Amrit Sufi, nitondra ny teny Angika tandindonin-doza amin'ny sehatra nomerika
Niantsafain'ny Rising Voices i Amrit Sufi, mpikaroka sady mpampianatra ambony miasa amin'izao fotoana izao amin'ny fandraketana ankihy ny fiteny sy ny kolontsaina am-bava tandindomin-doza any India.