Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Jona, 2016
Eo Amintsika Ny Fiteny: Andiany Fahatelo Amin'ny “Müpüley Tain Mapudungun”
Amin'ny tapany fahatelo amin'ny tetikasa “Müpüley Tain Mapudungun” (Misavoana Ambony ny Mapudungun Anay), mandinika ny aminn'y fijoroan'ny fiteny ao amin'ny fiainana andavanandron'ny tanànan'i Buenos Aires ny mpandray anjaran'ny atrikasa.
Afaka Fotoana Fohy, Azo Jerena Maimaim-poana Amin'ny Aterineto Ilay Fanadihadiana ‘Humano’ Fankalazana Ny Fetiben'ny Masoandro Fanaon'ny Incas
Manjohy ny fikatsahan'ny tovolahy iray hitady ny valim-panontaniana momba ny toe-piainan'ny olombelona any Andes Peroviana ny " Humano ".
Ndeha Hitaingina Làkana Hitety Ny Amazòna Miaraka Amin'ireo Tanora Sarayaku Mpilalao Baolina Kitra
Isankerinandro, tsy maintsy mitety ny Renirano Bobonanza mandritry ny ora enina ireo tanora Sarayaku ao amin'ny faritra Amazona Ekoatoriana mba hanao lalao baolina kitra. i Eriberto Gualinga, Sarayaku mpamokatra sarimihetsika no mitondra anao ho amin'izany dia izany.