· Jolay, 2008

Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Jolay, 2008

Costa Rica: Fokonolona Indizeny an-gazety

  26 Jolay 2008

Navoakan'i Alejandro Vargas Johannsen ny lisitry ny torolalana natsangan'ny mpianatry ny Anjerimanontolon'i Costa Rica ho an'ny mpampita vaovao tsy hampiseho fijery miiba rehefa miresaka Indizeny [es] ary, “hahatsiahy ny fanasoavam-bahoaka vitany tamin'ny resaka raokandro, fanolokoloanm-panahy, zavakanto, ary ny fiahiana ny akora voajanahary, indrindra fa ny rano.”

Arabia Saodita: Harona mainty fitoeram-pako

  22 Jolay 2008

Monina ao Arabia Saodita ilay Amerikana vavy Sabra … ary tsy maintsy manao toy ny vehivavy Saodiana rehetra rehefa hoe tsy maintsy misarona hatrany an-tampon-doha hatrany am-paladia raha hivoaka ny tranony. Mikasika ny abaya, fisalobonana lehibe entin'ny vehivavy ao Arabia Saodita, dia hoy i Sabra: Anaovako ny abaya-ko rehefa miala...