· Febroary, 2010

Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Febroary, 2010

India: fahafatesana fiteny efa nisy nialoha ny tantara voasoratra

  10 Febroary 2010

Nodimandry tao amin'ny nosy Andaman (anisan'i India) ny mpiteny Bo fahagola farany, Boa Senior, tamin'ity volana febroary 2010 ity. Manamarina miharihary ny tatitra nataon'ny UNESCO tamin'ny herintaona indrindra izany, izay nampitandrina fa fiteny 2500 no ahiana hanjavona. Lahatsary: Boa Senior mihira amin'ny fiteniny Bo, hita tao amin'ny Survival International Ao...