Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Aogositra, 2020
Qatar : Takaro ry zareo lehilahy Qatari
Betsaka ireo mpila ravinahitra no manana hevidiso momba ireo lehilahy ao Qatar. Heverin-dry zareo izy ireny fa sarotra atonina, tsy tia miresaka na misokatra amin'ny finamànana, ary tsy misy resaka mihitsy raha izay fifandraisana sôsialy, ho azy ireny
Fanontaniana & Valiny: Fantaro i Noor Pamiri, mpikatroka ho an'ny fiteny Wakhi
Fantaro i Noor Pamiri, hampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 26 Aogositra hatramin'ny 01 Septambra 2020. Hozarainy amintsika ny asa ataony ho an'ny fiteny Wakhi, tenenina any amina firenena efatra, isan'izany i Pakistàna.
Fanontaniana & Valiny: Fantaro i Pushker Kadel, manampahaizana manokana amin'ny fiteny, fanabeazana ary fampandrosoana
Fantaro i Pushker Kadel, mpampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 19-25 Aogositra 2020. Hozarainy amintsika ny asa ataony amin'ny maha-mpisehatra azy ao anatin'ny fiteny, ny fanabeazana ary ny fampandrosoana ao Nepal.
Fanontaniana & Valiny: Fantaro i Rany Phok, mpikatroka ho an'ny fiteny Krung
Fantaro i Rany Phok, hampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 12-18 Aogositra 2020. Hozarainy amintsika ny asa ataony ho an'ny fiteny Krung, ifampiresahana ao Kambodza.
Fantaro i Veer Keram, mpikatroky ny fiteny Gondi
Fantaro i Veer Keram, ilay hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 5-11 Aogositra 2020. Hizara ny asany miaraka amin'ny fiteny Gondi izy izay ampiasaina any India.