Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Septambra, 2014
Manipur : Notifirin'ny Mpitandro Filaminana Indiana Ireo Mpanao Hetsi-panoherana Am-pilaminana
Manohitra ny fandraràna fanaovana hetsi-panoherana sy ny fitantanan'ny miaramila ny tanànany ireo vahoaka Nagas any Ukhrul, izay mifanohitra amin'ny fampitsaharana ny fifampitifirana efa am-polo taonany maro izay, teo amin'ireo Naga mpisintaka sy ny Governemanta Indiana.