Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Janoary, 2008
Armenia: Bolongana amin'ny tenin'ny teratany (indizeny)
Raha saiky amin'ny teny anglisy na rosiana avokoa ny ankamaroan'ny bolongana miresaka na nosoratana Armeniana dia hafaliana tsy omby tratra kosa ny an'i The Armenian Observer raha nahatsikaritra fa na...
Belize : Misaona an'itompokolahy Palacio
Belizean dia mitatitra fohy ny mombamomba ilay noheverina ho sangany amin'ireo mpihira any an-toerana, raha mbola misaona ny fahalasanan'ny mpanakanto Andy Palacio ny any Belize : Andy Palacio was not...
Brezila: Ny fiantraikan'ny asan'ny misionera amin'ny kolontsaina indizeny
George Felipe de Lima Dantas no nanoratra tao amin'ny Brazzil Magazine fa tokony horoahina ny misionera mpitondra fivavahana mba hitandroana ny kolontsaina indizeny any Brezila. Notsipahin'i Andrew Comings, misionera iray efa any...
Brezila : Tompontany ringana nohon'ireo aretin'ny “fotsy hoditra”
Alda Inacio dia tena misafoaka raha nandre ny vaovao izay manambara fa tompontany “indizeny” maro any Brezila no ringana nohon'ny toy ny Hepatita B sy aretina hafa napariaky ny “fotsy...
Nagorno Karabakh: Fampitandremana farany
Nitroatra i Blogian raha nandre ny ny tenin'ny Filoha Azerbaijaney, Ilham Aliyev, nampitandrina farany ny foko Armenians miaina ao amin'ny faritra nitono-tena ho Republikan'ny Nagorno Karabakh — hitolo-batana amin'ny fitondrana Azerbaijaney na miala ny firenena....