Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Marsa, 2021
Global Voices sy UNESCO hiaraka hiasa hamorona fitaovana fikatrohana nomerika ho fampiroboroboana ny fiteny ety anaty tambajotra
Tetikasa iray vaovao hiarahan'ny UNESCO sy ny Rising Voices mandrafitra miaraka amin'ireo tambajotrana mpikatroka nomerika ho an'ny fiteny, hifampizaràna ireo fomba fanao sy tetikady tsara indrindra ho entina miatrika ireo fanamby misy.