Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Janoary, 2014
ONG Pachamama : Nakaton'ny Governemanta Ekoatoriana
Nakaton'ny governemanta Ekoatoriana ny ONG Fundación Pachamama, izay natao hiaro ny ala Amazoniana any Ekoatera, satria nolazainy fa " manakorontana ny filaminam-bahoaka ".