Madagasikara : Izay tsy hataon'ny vehivavy bevohoka

Amin'ny lahatsoratra mahaliana iray mikasika ny « Fady » amin'ny fiainana nentim-paharazana malagasy no iresadresahan'ilay mpamaham-bolongana malagasy Ariniaina ny « fady » amin'ny vehivavy bevohoka, tahaka ny “Tsy mitondra trondro anaty harona na miloloha izany (ary tsy mihinana izany koa)fa raha tsy izany dia hisy kirany ny zaza”.

1 hevitra

  • Izaho ihany koa dia manohana ny hevitr’ilay mpamaky iray manao hoe misy fitandremam-pahadiovana mila tandrovina amin’ny fady sasantsasany. Misy ny tranga efa niainana ary hita matoa manoratra. Ilay fahadiovana mialoha ny handraisana ny zaza no tena tiako avoitra fa tsy miresaka loatra ny ankoatra izay aho.

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.