Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Janoary, 2018
Iharan'ny Fandrahonana Ny Tambajotra Finday Voalohany Ho An'ny Vondrom-piarahamonina Tompotany Ao Meksika
Io no hany tolotra fifandraisandavitra tokana izay hananan'ny vondrom-piarahamonina, tsy taonga tany amin'izy ireo ny tambajotra ara-tantara, tsy nanana tolotra izy ireo, tsy nahatratra azy ireo ny tambajotra, mino izahay fa tokony ao anaty lalàna ny fanafoanana ny fandoavam-bola mazava tsara ho an'ity karazana mpandraharaha ity .
Taiwan: An'iza Ny Tany?
Efa tamin'ny volana Oktobra 2005 ny tolon'i Smangus noho ny fitsarana tsy ara-drariny momba ny hazoala nazeran'ny rivotra, mifototra amin'ny Smangus & Smangus Action Alliance News.
Etazonia: Teratany Cherokee Miady Ho An'ny Dongontany Masina
Miady amin'ny fanamboarana fototra ho an'ny herinaratra ny teratany Amerikanina Cherokee, lazainy fa manenligenlina ny traikefa ara-panahy ao Kituwah, dongontany masina izay sarobidy toy ny "Tanànareny"
Goadelopy : Kwanzaa, Zava-baovao Amin'ny Fetin'ny Faran'ny Taona
Ankoatra ny fankalazana ny Krismasy nentim-paharazana, namorona zava-baovao, Kwanzaa, vao haingana i Goadelopy, izay manomboka ny 26 Desambra ary mifarana ny 1 Janoary.
Fiarahamonina Teratany Ao Paragoay Manohitra Ny Tohodrano Lehibe Indrindra Manerantany Famokarana Herinaratra
'Ho an'ny Ava Guarani ao Paraná, tsy afaka eritreretina ny hanaiky fifanarahana izay efa tapaka.'