· Septambra, 2007

Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Septambra, 2007

Goatemala: Ireo Vahoaka Hafavolokoditra

  22 Septambra 2007

Taranaky ny teratany (hataontsika hoe hafavolokoditra eto)[indigenes] efa teto talohan’ny nahatongavan’ny Eoropeana ny maro an’isa amin’ny mponina eto Goatemala. Tena ankavitsiana no mba hafa volonkoditra monina eto. Noho izany zavamisy izany no tena nandraisan’ny eto amin’ny firenena ho zavadehibe nandrasana hatry ny ela ny Fanambaran’ny Firenena Mikambana ho fiarovana ny...