Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Avrily, 2012
Frantsa: Mipongatra Ny Tenim-paritra
Ny 31 Martsa 2012, nisy hetsika nifanesy maro natao tany amin'ireo tanàndehibe tany Frantsa, voatariky ny tanjona hampiseho fanohanana tsy misy lesoka an'ireo tenim-paritra sy ireo tenin-janatany. Mitatitra i Rayna St..
Bangladesh: Mampahonena ny Zavamisy Iainan'ireo Foko Vazimba Teratany
Ahitana foko teratany 45 (les Adivasis) ao Bangladesh. Monina ao amin'ny tanàna kelin'ny Chittagong Hill Tracts ny iraikambinifolo amin'izy ireo, raha toa kosa ka miely manerana ny firenena ny hafa. Betsaka amin'izy ireo no...
Arzantina: Teratany An-drenivohitra Mitady Dika An-tsoratra Amin'ny Lahatsarim-Pampafantarana Momba Azy Ireo
Mitady mpanolotena hanampy azy ireo hametraka dika an-tsoratra amin'ilay lahatsary fampafantarana, dika an-tsoratra ho amin'ny tenin'ny taranaka vazimba teratany hita any Arzantina tahaka ny Quechua, Aymara, Mapuche ary ny Guaraní ary...
Pakistana : Fihetseham-po Teo Noho Eo Tamin'ny Fahafatesan'Ilay Mpitarika Nasionalista Sindhi
Ny 23 Martsa, Karachi (Sindh) dia nampiatrano fivoriana lehibe ho an'ny fahaleovantenan'i Sindh amin'ny fanjakana ao Pakistana. Ilay fivoriana lehibe dia nokarakarain'ilay Jeay Sindh Qaumi Mahaz (Ho ela velona ny...