Tantara mikasika ny Teratany tamin'ny Avrily, 2011
Kanadà: Tanora Indizena Mizara ny Soatoavin-dry Zareo anaty Fifaninanana Lahatsary
Tanora indizena (zanatany) avy amin'ny vondrom-piarahamonina Kanadiana efatra samihafa no mizara ny fanantenan-dry zareo, ny tantarany ary ny nofinofiny anaty andianà lahatsary fohy ao amin'ny "Ny Habako. Ny Tantarako", ka ao ry zareo no miresaka mikasika ireo zavatra manahirana azy ireo amin'ny maha tanora indizena azy.
Goatemalà: Maximón sy ny fombafomban'ny herinandro masina (paska) hafa
Singa ara-pivavahana isan-karazany any Goatemalà no mametraka ny Herinandron'ny Paska (herinandro masina amin'ny teny espaniola na 'Semana Santa') ho maningana, fa tafiditra ao amin'ity fety Katolika ity ny fomban'ny teratany.
Mampifanolana an'i Etazonia sy Bolivia ny ravina kôka tsakoina
Mitana ny laharana fahatelo maneran-tany i Bolivia raha ny resaka famokarana kôka no jerena araka ny tatitra momba ny zavamahadomelina navoakan'ny firenena mikambana tamin'ny taona 2010, kanefa tsy avy hatrany...